Accueil L’oulipien de l’année Retour de Babel
Traduction en malagasy

Page précédente Page suivante

Miampita sisitany dia zavatra mampihetsi-po hatrany : Fetra iray vita sary ao an-tsaina, nadika vavahady hazo hita maso dia ampy hampiova ny rehetra, na dia ny tontolo hita maso : Rivotra iray ihany, volotany iray ihany, nefa ny lalana tsy dia tena mitovy intsony, miova ireo endrikin’ny takelaby eny amin’ny lalana, ireo trano fanaovana ary fivarotana mofo dipaina tsy dia tena mitovy intsony amin’ny nantsoina teo aloha hoe : Fanaovana ary fivarotana mofo dipaina, tsy mitovy endrika intsony ny mofo dipaina.

Traduction en malagasy, langue malgache qui n’use pas des formes active et passive. De même, il a fallu user de périphrases pour rendre « boulangerie » et « frontière », mots inconnus en malagasy !